Dikan'ny teny : fivalanana
Hampiditra dikany hafa
(valana) a.: Fandehanana an-dakana manaraka ny rano mandeha midina. ~ Fangerena, na koa ny faikan' ny sakafo izay avoakan'ny zava-mananaina avy amin'ny tsinainy. ΒΆ M.h.: Diky, tav.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha