Dikan'ny teny : fivadiana

Hampiditra dikany hafa
(vady) a.: Firaisana, fiaraha-miaina toy ny mpivady, ? Fiarahana: Tsy dia tsara ny fivadian'ny paittao mavokely sy ny pataloa maitso tanora. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0621