Dikan'ny teny : fitsoriahana

Hampiditra dikany hafa
na Fitsoriaka(tsoriaka) a.: Fikorianana: Mahafinaritra ny mijery ny fitsoriahan'ny rano eo amin'ny elatry ny vorombazaha. ? Firiotra, fimaonana: Ohatra ny bisikilety ny fitsoriahan'Ikoto. ? Fandosirana manao tsoa-pe: Ny fitsoriahan'ny mpangalatra tany ambadiky ny trano. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0773