Dikan'ny teny : fitsongo
Hampiditra dikany hafa
(tsongo) a.: Fomba entina mitsongo izay azo adika hoe: mamely amin'ny fanerena amin'ny bobo, na maka anana amin'ny hohontanana izay entina hanapahana azy. ? p.t.: Azo tsongoina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha