Dikan'ny teny : fitsofana

Hampiditra dikany hafa
(tsoka) a.: Famonoana:Efa fotoana fitsofana ny jiro izao. ? Famelomana: Mandreraka ny fitsofana afo. * Fampanenoana: Mahabe nangy, hono, ny fitsofana bingona? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0876