Dikan'ny teny : fitsobohana
Hampiditra dikany hafa
(tsoboka) a.: Fitana, firobohana: Raha ho ers) an-dafin-drano ianao, eto no fitsobohana fa marivo ny rano eto. ? Fidirana: Voarara ny fitsobohana ao amin' io trano io fa aisy matin'areti-mifindra tao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha