Dikan'ny teny : fitsitaitaika

Hampiditra dikany hafa
(tsitaitaika) a.: Toetran'ny zavatra mitsitaitaika na milatsaka tsy misesY fa mahalana, na maneno mahalankalana, na tsy tonga indray miaraka fa tsikelikely. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0157