Dikan'ny teny : fitsitaitaihana
Hampiditra dikany hafa
na Fitsitaitaika (tsitaitaika) a.: Filatsahana tsy misesy fa mielanelana: Hararaoty izao mbola fitsitaitaihan'ny orana izao fa hirotsaka be io rehefa afaka kelikely. ~ Fanenon-dakolosy maneno dia miato: NY fitsitaitaikan'ny lakolosim-paty. 1 Fahatongavana tsikelikely, miandalana: Nahoana dry no tsy tonga indray miaraka ianareo? Mahasosotra izao fitsitaitaihana izao,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha