Dikan'ny teny : fitsiriritana
Hampiditra dikany hafa
(tsiriritra) o.: Faniriana fatratra hanana na hihinana: Voararan'ny didin' Andriamanitra ny fitsiriritana ny fananan'olona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha