Dikan'ny teny : fitsiririka
Hampiditra dikany hafa
(tsiririka) a.: Toetran'ny zavatra na olona mitsiririka, izany hoe mifantsitsitra, na mivalana miporiatra, mipiriritra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha