Dikan'ny teny : fitsiretadretaka

Hampiditra dikany hafa
1. (tsiretadretaka) a.: Toetran'ny zavatra mitsiretadretaka, izany hoe miretaka, tsy mahajoro fa miboretaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (tsiretadretaka) a.: Toetran'ny zavatra mitsiretadretaka, izany hoe mikoa, miletsy, mihotsaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1108