Dikan'ny teny : fitsintsindrana
Hampiditra dikany hafa
(tsintsindrana) a.: Toetran'ny zavatra mitsintsindrana, izany hoe mihoatra na manivaka amin'ny namany iray laharana aminy,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha