Dikan'ny teny : fitsinkafonana

Hampiditra dikany hafa
(tsinkafona)a.: Fihevahevana eny ambony rano tsy mety milentika: Ny mahatonga ny fitsinkafonana, dia noho ny tenan 'Ray zavatra maivana noho ny rano. ? Fitrangan-javatra nafenina ho hitan'ny be sy ny marc,: Menatra tsy te hijery olona izy noho ny ntstnnaronan'ny lainga be nataony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0737