Dikan'ny teny : fitsingatorana
Hampiditra dikany hafa
(tsingatotra) a.: Fahapotrahana manan-toetra manokana ka miainga ny ilany vao miaulera; fahalavoana mitsingadina mankany andamosina ny fidabony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha