Dikan'ny teny : fitsindrantsindranana
Hampiditra dikany hafa
(tsindrantsindrana) a.: Fikorontànan'ny volo fa misy mitsangan tsan gan a na mitsingatotra. 1 Fipelipelehan'ny zazavavy tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha