Dikan'ny teny : fitsimpohafohazana

Hampiditra dikany hafa
(tsimpohafoha) a.: Fitsangantsanganam-bolo; fifohazana na fisehoan-javatra indray: Mampanahy indray ity ny fitsimpohafohazan'ny nendra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0944