Dikan'ny teny : fitsikiakianana
Hampiditra dikany hafa
(tsikiakia) a.: Fampihomehezana, fanaovana hatsikana, famazivaziana, fisangisangiana: Lany ny andro tamin'ny fitsikiakianan' io tovolahy io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha