Dikan'ny teny : fitsikerana

Hampiditra dikany hafa
(tsikera) a.: Fanasaratsarahana, tsy famelana hifitsaka: Ny anton'ny fitsikerana ny mololo dia mba hahamaina azy haingana. 1 Fanaratsarahana, fivoasana: Fitsikerana lahatsoratra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076