Dikan'ny teny : fitsikaroka
Hampiditra dikany hafa
(tsikaroka) a.: Fomba entina mitsikaroka, izany hoe mihohy amin'ny tongotra aman-tanana, na manetsika ny tongotra sy ny tanana ao anaty rano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha