Dikan'ny teny : fitsidradra

Hampiditra dikany hafa
na Fitsidradraka (tsidradra, tsidradraka) a.: Toetran'ny zavatra mitsidradraka, izany hoe miainga ho avo na mitsangana misandrahaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007