Dikan'ny teny : fitsetsoka
Hampiditra dikany hafa
(tsetsoka) a.: Fomban 'ny olona mitsetsoka, fomba enti-mitsetsoka, izany hoe manao teny tsy misy kitotony, mipentsompentsombava, mitsaontsaom-bava.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha