Dikan'ny teny : fitsatsihana
Hampiditra dikany hafa
(tsatsika) a.: Toetran'ny hena natsatsika, izany hoe natono na natsikanina; fitsikaninana. • H.o.: Famindroana eo akaikin'ny a-fo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha