Dikan'ny teny : fitsararaka

Hampiditra dikany hafa
(tsararaka) a.: Toetran'ny akanga mitsararàka, feon'ny akanga maneno: Efa nahaheno ny fitsararakan'ny akanga ve ianao? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0538