Dikan'ny teny : fitsaontsaona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaontsaona) a.: Fomban'ny vava mitsaontsaona, izany hoe miteniteny tsy misy kitotony, miteniteny teny tsy voahevitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel