Dikan'ny teny : fitsaboana
Hampiditra dikany hafa
(tsabo) a.: Fikarakaràna amin'ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan'ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha