Dikan'ny teny : fitsabo

Hampiditra dikany hafa
(tsabo) a.: Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin'ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana. p.t.: Azo tsaboina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3326