Dikan'ny teny : fitsabaka

Hampiditra dikany hafa
(tsabaka) a.: Fomba entina mitsabaka, izany hoe mangarona amin'ny tanana, na miditra amin'ny toerana iray, na miditriditra amin' ny raharahan'ny sasany. 1 P. t.: Azo tsabahina: Tsy fitsabaka, rankizy, ny hanina na ny rano sotroina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0628