Dikan'ny teny : fitsabahana
Hampiditra dikany hafa
(tsabaka) a.: Fangaronana amin'ny tanana: Maharikoriko ny fitsabahan' io zaza maloto io ny hanina. 1 Fidirana amin'ny toerana iray: Voarara ny fitsabahana amin'ny trano misy mararin' areti-mifindra. 1 Fiditridirana amin'ny raharahan'ny sasany: Tsy anjaranao ny fitsabahana amin'ny raharahantokantranonay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha