Dikan'ny teny : fitrotro

Hampiditra dikany hafa
(trotro) a.: Fomba entina mitrotro, izany hoe mamihina zaza eny amin'ny sandry anankiroa ka manankina azy amin'ny tratra. 1 p.t.: Azo trotroina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1003