Dikan'ny teny : fitrosinana

Hampiditra dikany hafa
(trosina) a.: Fihotsahana, firodanana: Ny fitrosinan'ilay tamboho no nahatapaka ny lalana mankany aminay. 1 Fianjerana miantoraka any anoloana ka ny loha no mipoka aloha amin' ny tany: Vaky ra ny handrin'i dadabe noho ny fitrosinany tamin'ny tany. 1 Fiambezoana mafy: Tsy anerany ioatra ny fitrosinan'ity+ zaza it? amin-dreniny. • Fikohafana izaitsizy: Tsy mahita tory mihitsy aho amin' ny fitrosinan'io marary io rahalina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744