Dikan'ny teny : fitrosina
Hampiditra dikany hafa
(trosina) a.: Toetran' ny olona mitrosina, izany hoe mianjera miantoraka any anoloana, na mangataka miambezo, na mikohaka izaitsizy, toetran'ny zavatra mikoa, mihotsaka,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha