Dikan'ny teny : fitroarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (troatra) a.: Fialana tampoka amin'izay misy ny tena noho ny hatairana: Ohatra ny tselatra ny fitroaran-dRabe nahita ny zanany kely nilalao tery amorontevana. 1 Fahatairana bibY tampoka ka mahatonga azy handrifatra: Vaky tady Isambilo nahita ny fitroaran'ilay omby. 1 Hatezerana, fahatezerana: Tsy nahateny Rasoa noho ny fitroaran-dRakoto vadiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel