Dikan'ny teny : fitrikatrika

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fitrikitriky (trikatrika na trikitriky) a.: Toetran'ny olona mahia, izay mitrakitraky ny taolany. - Toetran'ny tany mikitoantoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel