Dikan'ny teny : fitrifana

Hampiditra dikany vaovao
1 (trifana) a.: Toetran' ny olona na bibY mitrifana, izany hoe tsy mipetraka tsara fa mirifatra atsy mirifatra aroa; fihavatravatra; fihoalahoala. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel