Dikan'ny teny : fitoreo
Hampiditra dikany hafa
(toreo) a,: Fomban'ny olona na biby mitoreo, izany hoe manao feo mampahonena: Mba tsy tohako loatra ny mihaino ny fitoreon'izany vorona izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha