Dikan'ny teny : fitopatopa
Hampiditra dikany hafa
(topatopa) a.: Toetran'ny zavatra mitopatopa; fihetsiketsika, fihevingevina, fanonja: Ny fitopatopan'ny ranomasina
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha