Dikan'ny teny : fitondraka
Hampiditra dikany hafa
(tondraka) a.: Fomban'ny rano mitondraka na mihoa-pefy: Mahatsiravina ny fitondrak'ity rano ital. • Fomban'ny biby mitondraka, izany hoe manarampo miraoka ahitra eny amin' ny volin'olona: Oadray izany fitondraky ny ombinareo eny an-tanimbolinay!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha