Dikan'ny teny : fitokonana
Hampiditra dikany hafa
(tokona) a.: Fihenahenana tsy mety miala amin'ny toerana misy ny te-na: Nokapohina, novelesina: tsy nisy nampihontsona ny fitokonan'ilay omby izany. ? Fihenahenana tsy mety miasa: Efa naharitra hadimiana izao ny fitokonan'ny mpiasa amin'ny Paositra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha