Dikan'ny teny : fitofatofana

Hampiditra dikany hafa
na Fitofatofa (tofatofa) a.: Fihetsiketsehana, fihofahofan-javatra lava misavilivily: Jereo ny fitofatofan'ny volondohan'i Soa kely rehefa mihazakazaka izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0087