Dikan'ny teny : fitobahana

Hampiditra dikany hafa
na Fitobaka (tobaka) a.: Fitopazan'ny rano fzay mihoa-pefy: Ny fitobahan'ny rano amin'ny siny. / Mikisaha fa tsy hitahita akory ny fitobak'iny rano mangotraka entin'Ikoto iny. 1 Habetsahana sesehena: Endre izany fitobahan'ny vary ao an-tsena! Fararano tokoa ny andro. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0327