Dikan'ny teny : fitily
Hampiditra dikany hafa
1.
(tily) a.: Kofehy taretra mena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tily) a.: Fomba entina mitily, izany hoe mikendry, na mizaha taratra, na mitsikilo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
(tily) a.: Jar. Fody.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha