Dikan'ny teny : fitifirana

Hampiditra dikany hafa
(tifitra) a.: Famelezana amin'ny basy, tafoudro, tsipika: Tsy niato ny fitifiran'ny fahavalo, ~ H.o.: Famelezana, fanaratsiana: Loza ny fitifiran'ireo mpialona ahy fa tsy ahoako, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2153