Dikan'ny teny : fitetezana

Hampiditra dikany hafa
(tety) a.: Fandehanana manitsaka toerana ma-ro: Fitetezam-paritany. 1 Famisavisana, filazana tsirairay: I dadabe no mahay ny fitetezana ny havana rehetra mifandray aminay, fa izahay tsy misy mahalala. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071