Dikan'ny teny : fitetevana
Hampiditra dikany hafa
(tete) a.: Filatsahana mitsltaitaika toy ny patrakala: Sarotra inoana fa ny fitetevan'ny ranonorana mandavan-taona no nahaloaka ity vatolampy ity, •Toetran' ny zavatra, toy ny tafontrano, mamela ny rano hilatsaka mitsitaitaika toy ny patrakala: Amboary haingana ity tafo itYt fa mety hanimba ny valindrihana ny fitetevan'ny tafontrano. / Mande-na ny lohan'ny mpantsaka ny fitetevan'ny siny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha