Dikan'ny teny : fiteronteronana
Hampiditra dikany hafa
(teronterona) a.: Fipetrahana amin'ny toerana avo milingilingy, fipetrahana mininginingina amin' ny toerana avo: Nitady an' Ikoto efa ho antsasak'adiny reniny fa tsy nahita azy; nony inona, akory ny fahagagany nahita ny fiteronteronany tery ambony hazo (na ny fiteronteronany tata) ambony vato), ? Fipetrahana amin' ny toerana mihaja ary mora tazana: Edre izany fiteronteronan'ilay mpandresy ter? ambony filanjana raha nanti-na nid itra ny tanna!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha