Dikan'ny teny : fitenenana
Hampiditra dikany hafa
(teny) a,: Famoahana feo misy heviny: An'ny olombelona ihany ny titane-nana. • Anjara teny atao: Rakoto no nandray titane-nana taorian'ny Filohan'ny fikambanana, ? Filazana: Nahazo fitenenana izahay mba tsy hamela na an'iza na an'iza handeha eto. • Teny fampiasa matetika izay efa misy heviny iray andraisan' ny olona azy: Misy fitenenana iray manao hoe: "Varivarian'ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso". (Ny maha-samy hafa ny fitenenana amin'ny ohabolana, dia ny ohabolana misy ohatra na sarisary: Ny hoe "Vivy nanitrika ka bongo mason'ny nahiny" dia ohabolana).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha