Dikan'ny teny : fitendrena

Hampiditra dikany hafa
(tendry) a.: Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin'ny fitendrena lokanga. ? Fihinanana zavatra kely: Raha halain-dra, tsy azo atao na dia fitendrena hanina kely foana aza. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0083