Dikan'ny teny : fitelemana

Hampiditra dikany hafa
(telina) a: Fanagorodanana na famarinana any an-tenda: Misy fanafody, tsy dia mampaninona loatra ny fanaouana azy ao am-bava, fa ny fitelemana azy no mafy. ? Ny tenda. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.112