Dikan'ny teny : fitehenana

Hampiditra dikany hafa
(tehina) a.: Fanosehana lakana amin'ny tehindakana. 1 Fitondxana tehina. 1 Fiankinana: Rehefa mihinana ambony latabatra, tsy fahalalam-pomba ny fitehenana amin'ny latabatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0655