Dikan'ny teny : fitebiteby
Hampiditra dikany hafa
(tebiteby) a,: Fomban'ny olona mitebiteby, izany hoe manahy sy matahotra fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha